| Entry | 1 mafy fonosana |
| Elementary words | 2 mafy, 3 fonosana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 1) enti-milaza zavatra (vola) voatahiry tsara ao amin' ny toerana azo antoka, sarotra alaina 2) enti-milaza olona mahihitra, kahidy, kahihitra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|